• Alarobia 14 Jolay 2010
Actualités.Lalàna mifehy ny hopitaly Lany fa tsy mbola hihatra

Nolanian’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny ministeran’ny fahasalamana sy ireo lehiben’ireo tobim-pahasalamana lehibe rehetra eto amin’ny firenena nandritra ny fivoriany tetsy Anosy ny lalàna mifehy ny sata sy ny fandaminana ny asan’ny hopitaly malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jolay 2010
Actualités.Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety Nihemotra toerana 40 i Madagasikara

Hatramin’ny faramparan’ny taona 2008 dia zary lasa fitaovana fanaovana fampielezan-kevitra, famoahana vaovao diso ny sehatry ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jolay 2010
Actualités.Mpampianatra amin’ny EPP ao Toliara «Aza tapenam-bava izahay !»

Efa ho herinandro maro izao no niteny ny fitakiany teo anivon’ny tompon’andraikitra sy ireo manampahefana tany an-toerana ireo mpampianatra amin’ny EPP ao Toliara, saingy tsy misy mangirana mihitsy ny amin’ny fijerena ny vahaolana hatramin’izao araka ny nambaran’ny solontenan’ireto mpampianatra amin’ny sekoly fanabeazana fototra ao an-drenivohitry ny faritra Atsimo Andrefana ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT