- Talata 16 Martsa 2010
Actualités.CENI Rakotoson Henri no hisolo tena ny Mpitsara
Rakotoson Henri, filohan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana eo anivon’ny fari-piadidian’i Toamasina no hisolo tena ny sendikan’ny mpitsara ao amin’ny vaomiera mahaleotena momba ny fifidianana na ny Ceni.
Hamaky ny tohiny
