• Alarobia 17 Martsa 2010
Actualités.Tahiry vola vahiny Be ny mivoaka, ny miditra tsy misy

Tsy dia maharototra ny maro nefa tsy azo odian-tsy hita ny fihenan’ny tahiry vola vahiny eo anivon’ny Banky foiben’i Madagasikara, mandritra izao fitondrana tetezamita izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Martsa 2010
Actualités.Toamasina Nifanafika tamin’ny antsy sy kobay ny mpianatra

Tranga hafa tsy mbola niseho teo anivon’ny sekoly tao Toamasina ny niseho ny alakamisy teo tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Martsa 2010
Actualités.Famatsiana aorian’ny fandalovan’ny “Hubert” Tahirin-tsakafo roa herinandro no vonona ao Manakara

Mifanome tanana ny samy Malagasy any Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana miatrika ny fanarenana ny simba taorian’ny fahavoazana nateraky ny rivodoza «Hubert» farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Martsa 2010
Actualités.Ambatondrazaka Nirotsaka an-dalambe ny mpianatry ny St Joseph

Nanaitra ny mponin’Ambatondrazaka iray vohitra ny nahita ny mpianatry ny sekoly katolika ao amin’ny St Joseph, nilanja sorabaventy nanodidina ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Martsa 2010
Actualités.Doing business 2010 Mbola manome lanja ny fitondrana Ravalomanana

Niakatra teo amin’ny laharana faha-134 raha tany amin’ny faha-144 amin’ireo firenena 183 maneran-tany no nisy an’i Madagasikara tamin’ity taona ity, tamin’ilay fanasokajiana antsoina hoe : «Doing Business».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Martsa 2010
Actualités.Tranon’ ny zokiolona Amperin’asa ny any Mandritsara sy Ambilobe

Fotodrafitrasa roa sosona no notokanan’ny Minisitry ny mponina, Nadine Ramaroson tao Ambilobe ny 11 martsa.

Hamaky ny tohiny
FTT