• Zoma 16 Jolay 2010
Actualités.Olon’ny FAT “PV” sandoka no nitondrany «bois de rose»

Mivoatra hatrany ny vaovao manodidina ireo “bois de rose” saron’ny polisin’ny FIP tao Ampilaholava Ambalamanasa Toamasina ny alarobia 14 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jolay 2010
Actualités.Orinasa afaka haba Misy ireo mampiasa olona tsy an-kijanona

Efa ela no nahitana ireo orinasa tsy manaja ny lalàna momba ny asa eto Madagasikara. Misy amin’izy ireo mantsy ny mampiasa olona tsy an-kijanona mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jolay 2010
Actualités.RN7 Hotapahina adiny telo isak’alina

Manomboka amin’ny misasakalina ary tsy hifarana raha tsy amin’ny telo ora maraina ny barazy izay hapetraka amin’ny lalam-pirenena fahafito. Noraisin’ny mpitandro ny filaminana izany fepetra izany manoloana ny fanafihana nisesisesy izay nitranga tamin’ny RN7.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jolay 2010
Actualités.Soamanandrariny-Ady tany Ho lasa adin’ny ministeran’ny mponina sy ny Fitsarana

Mihahenjana isan’andro ny tady eo amin’ny Fiangonana Advantista sy ireo andian’olona efa namaritra tany tetsy Soamanandrariny. Raha ny fantatra sy hita maso mantsy dia manohy hatrany ny fanorenana trano ireo olona.

Hamaky ny tohiny
FTT