• Alatsinainy 19 Jolay 2010
Actualités.Advantista eny Soamanandrariny Mpibodo tany telo no voasambotra omaly

Olona telo izay samy lohandohany eo anivon’ny fikambanana Mifamelona, ivondronan’ireo olona 500 isa eo mibodo ny tanin’ny Advantista etsy Soamanandrariny no voasambotry ny zandary avy amin’ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena eny Betongolo ny alahady 18 jolay maraina raha iny nihaodihaody nanara-maso ny teny amin’ny manodidina iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jolay 2010
Actualités.Anosizato Fiaran’ny polisim-pirenena nibahan-dalana

Tsy nifandrenesana ny feona fiara miraondraona sy ny kiririokan’ny kipantsona teny Anosizato ny zoma hariva teo. Tsy hoe fety na karnavaly no nahatonga izany fa ny fikatsoan’ny fifamoivoizana tanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jolay 2010
Actualités.Vidin-tsolika Tsy mazava ny tena marina !

Tena nidina marina ve ny vidin’ny solika sa tsia ? Izany indray no adihevitra teo amin’ireo mpampiasa fiara ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT