• Alarobia 24 Martsa 2010
Actualités.Kolikoly Lohalaharana ny «bôdega»

Sehatr’asa nanjakan’ny kolikoly ary nitana ny laharana voalohany tamin’ny taona 2009 ny zandarimariam-pirenena, araka ny fanadihadiana nataon’ny Bianco, na ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Actualités.Krizy mitarazoka : Hangoron’entana ny FMI sy ny Banky Iraisam-pirenena

Mafanafana ny raharaha politika eto Madagasikara. Vao mainka mihenjana ny tady taorian’ny namoahan’ny filankevi-pilaminan’ny Firaisambe Afikanina ny 17 martsa teo sazy isam-batan’olona miantefa amin’olona miisa 109, sivily sy miaramila manana andraikitra amin’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, sakana amin’ny fampiharana ny vahaolana nifanarahana fa hamaranana ny krizy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Actualités.Antaninarenina Jiolahy roa lavon’ny Gir

Nandriaka indray ny ra. Jiolahy roa no lavon’ny balan’ny polisin’ny Gir teny Antaninarenina omaly tamin’ny misandratr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Actualités.Fitrandrahana hazo sarobidy tsy ara-dalàna : 920 tapitrisa Ariary isan’andro ny vola very

Manodidina ny 460 000 dolara na 920 tapitrisa Ariary isan’andro ny vola mihodina avy amin’ireo hazo sarobidy toy ny varongy sy ny andramena (bois de rose), araka ny tatitra navoakan’ny Global Witness sy ny Environmental Investigation Agency na ny EIA tamin’ny volana novambra 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Actualités.Magro Tratry ny fanaparam-pahefana

Vao maraina, omaly, dia tonga teny Ankorondrano ireo iraky ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria Antananarivo, niaraka tamin’ireo mpitandro ny filaminana nanidy ny Magro etsy Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Actualités.Mpitsabo : Hiverina hitokona indray

Raha nampiato ny fitokonany ireo mpitsabo ny 18 febroary dia hiverina hitolona indray ny alakamisy 25 martsa izao.

Hamaky ny tohiny
FTT