- Sabotsy 27 Martsa 2010
Actualités.Fikambanan’ny mpaka sary eto Madagasikara : Tsy tara amin’ny fivoaran’ny teknôlôjia
Tsy tara amin’ny fivoaran’ny teknolojia ny fikambanan’ny mpaka sary eto Madagasikara na ny AMIPHON.
Hamaky ny tohinyTsy tara amin’ny fivoaran’ny teknolojia ny fikambanan’ny mpaka sary eto Madagasikara na ny AMIPHON.
Hamaky ny tohinyTsy manaraka ny lalàna manan-kery ny didim-pitsarana momba ny raharaha Magro izay manafoana ny fifanarahana fanofana tany teo amin’ny TOP na ny Tiko Oil Product sampan’orinasa eo anivon’ny Tiko sy ny Antenimieran‘ny varotra Antananarivo izay narahan’ny fanidiana ity faritra ity raha ny nambaran’ireo mpisolovava ny orinasa Tiko.
Hamaky ny tohiny«Ny halako bika tsy tiako tarehy, tsy mila Ravalomanana miverina, tsy mila ny orinasa Tiko mihodina”.
Hamaky ny tohinyRanolava ny fanehoan-kevitry ny olom-pirenena sy ny mpanao politika taorian’ny nivoahan’ny lisitra mirakitra anaran’olona miisa 109, nosazian’ny Vondrona Afrikanina tamin’ny alalan’ny Filankevi-pilaminan’ny Firaisambe Afrikanina.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny tsingerin-taona voalohany nijoroany ny “Cellule Tactique” teo anivon’ny zandarimariam-pirenena.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny