Actualités

Ambasadaoro alemaina Hiasa any Cambodge indray i Wolfgang Moser


  • Alakamisy 22 Jolay 2010


Any Phnom Pehn renivohitr’i Cambodge indray no toerana hiasan’ny ambasadaoro alemaina, Dr Wolfgang Moser rehefa niasa efa-taona teto Madagasikara. Toy ny ambasadaoro amerikanina, Niels Marquardt, dia lasa tsy re tsaika koa ity ambasadaoron-dry “Rainiboto” ity, f’izay koa no fiantson’ny Malagasy ny Alemana. Hatreto aloha dia tsy mbola fantatra ny anaran’izay olona handimby toerana azy eto. Nialoha ny nialany dia nilaza i Niels Marquardt fa maromaro ireo ambasadaoro hiala eto Madagasikara ary mety tsy hisy mpisolo ny toeran’izy ireo raha tsy mivaha ny krizy. 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT