• Zoma 09 Aprily 2010
Actualités.Hopitalin-jaza Tsaralalàna Nilatsaka ny sazy ho an’ireo mpitsabo mpanampy

Nilatsaka ny sazy. Mpitsabo mpanampy miisa 15 miasa eo anivon’ny hopitalin-jaza etsy Tsaralalàna no nahazo fangataham-panazavana avy amin’ny fitondram-panjakana momba ny antony tsy hiasan’izy ireo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Aprily 2010
Actualités.Sahirana ny sehatra tsy miankina Orinasa 210 amin’ny 818 sisa no mijoro

Misedra ny voka-dratsin’ny krizy ny orinasa malagasy. Mihena ny fanjifana kanefa mitobaka ny fampidirana entana tsy ara-dalàna eny an-tsena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aprily 2010
Actualités.«Bois de rose» Azo aondrana indray

Mifamahofaho be ihany ny resaka manodidina ity raharaha “bois de rose” ity. Misy hatrany taratsy sy didy ary fanapahana mivoaka etsy sy eroa mikasika azy, ary mazàna dia mifanohitra izy ireo, ka ao ny manakana, ao ny mandrisika ary ny mamela malalaka amin’ny fanondranana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aprily 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
FTT