• Talata 03 Aogositra 2010
Actualités.“Vehivavy Malagasy mitaky ny ara-dalàna” Hifamotoana eny amin’ny “By-pass” anio

Hangina ny etsy amin’ny Magro Behoririka anio talata 03 aogositra fa dia hifindra lasy kely eny amin’ny “By-pass” ny rehetra, araka ny fanasan’ny “Vehivavy Malagasy mitaky ny ara-dalàna”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aogositra 2010
Actualités.Analakely 4’Mi iray fiarabe nosamborina

Raikitra ny fisamborana ireo tsy manan-kialofana na 4’mi omaly tolakandro, tetsy Analakely. Nidina teny an-toerana ny polisin’ny kaominina izay nampian’ny polisy nasionaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aogositra 2010
Actualités.Olan’ny oniveriste Handray fanapahan-kevitra hentitra ny mpianatra

Manoloana ireo olana sesilany eny amin’ny tontolon’ny anjerimanontolo dia nivoaka tamin’ny fahanginany ireo mpianatra mivondrona ao amin’ny fikambanana ara-pedagojika. Nisy ny fanambarana navoakan’ireo filohan’ny fikambanana avy amin’ny sekoly, fakiolte ary departemanta rehetra eny Ambohitsaina izay mitaky ny hisian’ny fahatoniana sy filaminan-tsaina ary ny fitohizan’ny fampianarana faran’izay haingana.

Hamaky ny tohiny
FTT