Actualités

Nanao trafikana «bois de rose» Nomena LP fa nanala BEPC


  • Talata 03 Aogositra 2010


Nomen’ny fampanoavana fahafahana vonjimaika ny iray tamin’izy 12 lahy voarohirohy tamin’ny raharaha «bois de rose» tao Fenoarivo Atsinanana farany teo iny, ka miandry fitsarana ao Ambalatavoahangy. Ny antony, araka ny fantatra, dia mbola niatrika fanadinana BEPC ity tovolahy nafahana vonjimaika ity, ka afaka nanao izany tao Fenoarivo Atsinanana ihany araka ny fangatahan-dreniny. Mpibata entana izy ho fanampiany ny ray aman-dreniny, nefa izay asana «docker» nibata «bois de rose» izay no anenjehan’ny fitsarana azy. 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT