Actualités
- Alarobia 14 Aprily 2010
Actualités.Fitakiana vatsim-pianarana Nidina an-dalambe ny mpianatry ny oniversiten’Antsiranana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitombo isa ireo very asa vokatry ny krizy mihatra teto Madagasikara. Mba ahazoana mivelona, dia mirona mankany amin’ny famakiam-bato ireo very asa. Ao ihany koa ny fivarotana fasika.
Hamaky ny tohinyFeno 7 taona amin’ity 2010 no nandroahana ireo mpiasa 1200 tao amin’ny orinasa Telma sy 1300 mahery tao amin’ny Rncfm vokatry ny fisintahan’ny fanjakana ny fitantanana ny orinasam-panjakana ka namindrana izany amin’ny sehatra tsy miankina.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny