- Alakamisy 15 Aprily 2010
Actualités.Famindran-draharaha Tanteraka ihany na dia efa nisy fiandrasana adiny enina aza
Sambany vao nisy teto amin’ny firenena ny famindran-draharaha tahaka ny niseho omaly teny Mahazoarivo teo amin’ny Praiminisitra Albert Camille Vital sy ny Minisitry ny Foloalindahy Rakotonandrasana Noel.
Hamaky ny tohiny
