- Zoma 23 Aprily 2010
Actualités.«Vary sy Rano» Tsy ara-dalàna ara-panjakana ?
Manoloana ny vaovao niely an-gazety milaza fa nisafoaka ny Lehiben’ny Distrikan’Antanifotsy, Rakotondrainibe Zakarison, rehefa «tsy namoaka ny sariny teo amin’ny Pejy voalohany ny gazety «Vary sy Rano», vokarin’ny Centre d’Appui aux Communes na CAC.
Hamaky ny tohiny
