Actualités
- Alarobia 28 Aprily 2010
Actualités.Ambatondrazaka Mitokona tsy mety mandoa haba ny mpamily fiarakaretsaka
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Niravona ny raharaha Ambohimamory, izay naharatrana zandary roa ny harivan’ny alatsinainy 19 aprily lasa teo.
Hamaky ny tohinySaron’ny zandary ny talata 27 aprily antoandro ireo miaramila roa lahy nahavanona ny halatra fitaovam-piadiana tao amin’ny Toby miaramila 1/RM3 Toamasina. Tao amin’ny fokontany Analakininina Hopitaly be no nahatrarana azy ireo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nahoraka teto an-drenivohitra omaly fa dia nisy andian’olona saron’ny andrimasom-pokonolona tamin’ny lalam-pirenena faha-4, raha avy naka an-keriny mpandraharaha Karana iray tao Marovoay ny alahady teo.
Hamaky ny tohiny