• Alakamisy 29 Aprily 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Actualités.Raharaha Life Telecom Onitra 50 tapitrisa dolara no mety haloan’ny fanjakana

Tsy mbola miravona hatramin’izao ny disadisa eo amin’ny fitondram-panjakana sy ny orinasam-pifandraisana Life Telecom.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Actualités.“Foara Vidy Varotra” andiany faha-9 Hiavaka tsy ho toy ny mahazatra

Rahampitso 30 aprily ka hatramin’ny 02 mey ho avy io no hanatanterahana ny foara Vidy Varotra andiany fahasivy etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Actualités.Mpiasan’ny orinasa afaka haba 22.000 no efa nahazo ny zo sy tombontsoany

Sehatra nitondra faisana voalohany amin’izao krizy izao ny sehatry ny orinasa afaka haba. Orinasa 36 no tratran’ny fampitsaharana ny asany noho ny fahatapahan’ny Agoa ary asa analiny no very.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Actualités.Sirama Brickaville Tsy mbola voavaha ny olana, sahiran-tsaina ireo mpiasa

Tapa-bolana taorian’ny nandraisana ny vola tsy voaray tao anatin’ny 19 volana sy tapany, dia nivoaka teo anivon’ny orinasa Sirama ao Brickaville indray ny afisy milaza fa hoe miditra amin’ny “chômage technique” ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Actualités.ACOA Modely Mihitsoka tanteraka ny volan’ny mpikambana

Tsy mety milamina ny olana eo anivon’ny ACOA Modely Ampasimazava sy ny sampany ao Bazary kely - Toamasina. Samy mitazona izay lazainy fa marina ny an-daniny tarihan’ny Otiv Littoral sy ny an-kilany misy ny foiben’ny ACOA Mangarivotra.

Hamaky ny tohiny
FTT