Actualités
- Alatsinainy 03 Mey 2010
Actualités.Oniversiten’Antananarivo Tsy mbola nahazo ny teti-bola 2010
Mbola ao anatin’ny sangodim-panina tanteraka ny eny amin’ny oniversiten’Antananarivo amin’izao fotoana. Ny mpianatra etsy an-kilany tsy manaiky ilay fampisondrotana 10% ny vatsim-pianarana, fa mitaky ny hampisondrotana izany ho 50%, ary miaraka aloa amin’ny fampitaovana na «équipement» ny vatsim-pianarana roa volana farafahakeliny, miaraka amin’ny fisondrotana.
Hamaky ny tohiny
