• Alarobia 12 Mey 2010
Actualités.Zandarimariam-pirenena Saro-toerana ny jeneraly Bruno Razafindrakoto

Mety hipaka hatrany amin’ny foloalindahy ny fanovana tompon’andraikitra manana toerana ambony kasain’ny FAT hotanterahina ato ho ato. Raha ny feo mandeha hatry ny omaly izao dia mety hosoloina ny jeneraly Bruno Razafindrakoto izay komandy ambonin’ny zandarimariam-pirenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Mey 2010
Actualités.Andovoranto Brickaville Nisy «bois de rose» roa kaontenera saron’ny zandary

Manao tohivakana ny fanambarana mandrara ny fikapana sy fitaterana na fanondranana hazo sarobidy, indrindra fa ny andramena na ny «bois de rose».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Mey 2010
Actualités.Nisavorovoro tao Moramanga Nidina an-dalambe ny mpitrandraka ala sy ny mpitatitra

Nanao lakolosy fanairana ho an’ny tompon’andraikitra ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro sy ny Fahefana Avon’ny Tetezamita ireo mpitrandraka alan’ny Fanalamanga sy ireo mpitatitra ny vokatry ny ala any amin’iny Faritra Alaotra Mangoro iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Mey 2010
Actualités.Nisahotaka tao Toamasina Nandeha ny feo fa hisy hanafika ny Commissariat Central

Hagagana ny an’ny mpampiasa ny lalana mihazo ny Bazary kely Toamasina fa notapahana tampoka ny lalana manoloana ny Commissariat Central ny alatsinainy tolakandro teo anelanelan’ny tamin’ny 4 ka hatramin’ny 5 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
FTT