- Alarobia 12 Mey 2010
Actualités.Fanomanana CEPE Atao letrezana ny fampidirana ao antsain’ny ankizy ny amin’ny tetezamita
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mampiahiahy ireo mpiasan’ny Tahirimbolam-panjakana na Trésor maro ny fisian’ilay fanodinkodinana ny anjara volan’ny faritra Boeny, izay efa tokony ho noraisin’ny lehiben’ny faritra tamin’ny faran’ny volana aprily lasa teo.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fanadihadiana niarahany nanatanteraka tamin’ny orinasa Focus momba ny fandraisan’ny olona ny demokrasia sy ny fifidianana tamina kaominina folo ny Kmf/Cnoe. Toerana iasan’ity fikambanana ity avokoa izy ireo dia Ihosy, Soavinandriana, Ifanadiana, Farafangana, Toamasina II, Ambato Boeny, Mandritsara, Ambovombe Androy, Vohémar ary Morondava.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny