- Talata 18 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mihisatra ny fanadihadiana manodidina ilay daroka nataon’ny Polisin’ny FIP (Force d’Intervention de la Police) ao Antsiranana ka nahafaty an’i Olivier Ninjaka, mpianatry ny oniversiten’Antsiranana, taona voalohany amin’ny lalam-piofanana fizika ny 27 aprily lasa teo.
Hamaky ny tohinyRaha resaka Viva no nampirafitra ny mpitondra amin’izao nanakianana ny fitondrana teo aloha dia ny Fréquence Plus indray izao no lasibatra. Nampiantrano vahiny efatra ity onjampeo ity ny sabotsy antoandro tamin’ny12 ora 30mn.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy mipirina dia adino sy ho lasa tantara fotsiny tahaka ireo «grands dossiers» hatrizay teto amintsika ny raharaha Kung fu tamin’ny 1985 fa mety hipoitra indray atsy ho atsy, ary tsy maintsy ho hita ny marina rehetra.
Hamaky ny tohiny