• Alarobia 19 Mey 2010
Actualités.Rezervista Mitaky fampisondrotan-karama

Manao antso avo amin’ny tompon’andraikitra mba hijery akaiky ny momba azy ireo ny rezervista. Ny fandoavana ny «alignement» sy fampiakarana ny karama raisin’izy ireo mba hifanaraka amin’ny mari-karama na «point d’indice» moa no takian’ireto rezervista ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Mey 2010
Actualités.Ambositra Kolonely sarona niaraka amin’ny rongony 9 baoritra

Manao ny danin’ny kibony mihitsy ny manamboninahitra miaramila sasany eto amin’ny firenena ankehitriny. Isan’andro dia tsy maintsy misy resaka maloto foana ataon’izy ireo. Afak’omaly izao ity dia tany Ambositra indray no nisy miaramila manamboninahitra Lietna kolonely manao aferana rongony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Mey 2010
Actualités.Raharaha 7 febroary Nanomboka omaly ny fandinihana azy

Omaly no tonga tao amin’ny lapan’ny Fitsarana etsy Anosy ny dosie mahakasika ny raharaha 7 febroary 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Mey 2010
Actualités.Raharaha Fréquence Plus “Efa resaka jiolahim-boto no atao eto”, hoy ny kolonely maro

Ahiana mihitsy ny mety hisian’ny fifandonana eo amin’ny samy miaramila raha ireny zava-nitranga ny sabotsy 15 mey ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT