• Zoma 28 Mey 2010
Actualités.Fanavotana ny kolonely Raymond teny Fort Duchesne Mitantara ny ora farany ny Komandà Roger Luc

Taorian’ny fifampitifirana nitranga herinandro lasa izay dia mitantara mikasika ny nanavotana ny Lietna kolonely Andrianjafy Raymond ny komanda Roger Luc.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Mey 2010
Actualités.Observatoire pour le Développement de l’Anosy (ODEA) Hanao ampamoaka ny fitantanana ny Kaominina Tolagnaro

Miakatrakatra ny hafanana politika ao an-drenivohitry ny Faritra Anosy ao. Hiseho vahoaka ny Observatoire pour le Développement de l’Anosy (ODEA) hamaky bantsilana amin’ny alalan’ny ampamoaka sy zava-misy eo anivon’ny Kaominina ambonivohitra Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Mey 2010
Actualités.Anosy : Lehiben’ny Faritra - Sekretera jeneraly Mihenjan-droa ny tady

Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny Lehiben’ny Faritra Anosy, Randriatefiarison Guillaume Venance sy ny Sekretera jeneralin’ny Faritra, Tanjaniaina Juliot Pierrot.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Mey 2010
Actualités.Soamanandrariny Razana iray, filazana manjo roa

Somary nahavariana ihany ny zava-nitranga teny Soamanandrariny teny ny talata 19 mey. Rangahy lehibe iray maty nisy filazana manjo roa karazana. Vokatry ny tsy fifankahazoan-kevitra nisy teo amin’ilay Ramatoa tompom-bady sy ny havan’ny maty no nahatonga izany, araka ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Mey 2010
Actualités.Raveloson Constant “Tsy ara-dalàna ny fitrandrahana vy any Soalala”

“Famarotana tanindrazana no ataon’ny FAT (Fahefana Avon’ny Tetezamita) ankehitriny”, araka ny fanazavan’i Constant Raveloson manoloana ny tetikasa fitrandrahana vy any Soalala kasaina orinasa sinoa hatao eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Mey 2010
Actualités.Halatra fitaovam-piadiana tao Toamasina “Nofitahana izahay tamin’ny fiakarana Fitsarana” hoy ny FIP

Taorian’ny zava-nisy tamin’ny fahazoan’ilay polisy ny FIP fahafahana vonjimaika noho ilay raharaha halatra fitaovam-piadiana mahery vaika tao amin’ny toby miaramila 1/RM3 ny 24 nifoha ny 25 aprily lasa teo dia nisy ny niresaka nifanaovana tamin’ny komandan’ny FIP Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT