• Alatsinainy 31 Mey 2010
Actualités.Any Frantsa i Mamod Taky Notoherin’ny minisiteran’ny fitsarana ny «Conseil d’Etat»

Ny sabotsy teo izy no navoaka teny Antanimora ary ny andron’iny ihany dia nentina teny amin’ny seranam-piaramanidina tetsy Ivato mba hoentina any Lafrantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Mey 2010
Actualités.Oniversiten’i Barikadimy “Tsy nandray ny andraikiny ireo tompon’andraikitra...” hoy i Tongavelo Athanase

Tonga tao Toamasina mihitsy ny faran’ny herinandro teo ny minisitry ny fampianarana ambony, Tongavelo Athanase, namaha ny olan’ny mpianatra, tamin’ilay nahafaty an’i Andrianjaka vokatry ny lozam-pifamoivoizana nanoloana ny oniversiten’i Barikadimy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Mey 2010
Actualités.Radio Fahazavana Any am-ponja avokoa ireo mpanao gazety

Omaly tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany hariva no nivoaka ny fanapahan-kevitry ny Fampanoavana momba ireo mpanao gazety sy teknisianin’ny Radio Fahazavana, onjampeon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, izay nosamborina rehefa voarohirohy ho «nanohintohina ny filaminana anatiny avy amin’ny filazana vaovao tsy marina».

Hamaky ny tohiny
FTT