- Zoma 04 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Nanapa-kevitra ny hampiato ny fanampiana ara-bola fanomeny an’i Madagasikara ny Vondrona Eoropeanina. Ny fanampiana mahakasika mivantana ny olona no tsy tapaka, raha ny vaovao.
Hamaky ny tohinyManodidina ny 50 tapitrisa ka hatramin’ny 60 tapitrisa ariary no voaroba tao an-tokotanin’ny Immeuble Santa Antanimena omaly tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro. Madama avy naka vola tao amin’ny orinasa iray misahana ny fampindramam-bola madinika no lasibatr’ireo jiolahy.
Hamaky ny tohinyTsy natolotra ny Fampanoavana araka izay neritreretina ilay mpanolotsain’ny HAT izay notazomina tetsy amin’ny zandary Betongolo rehefa mamo ka nanao lozam-pifamoivoizana ny alin’ny alahady teo, tetsy Analakely.
Hamaky ny tohinyNaiditra am-ponja eny Tsiafahy ny talata teo ny kolonely Ralaibeza izay nisolo ny toeran’ny kolonely Raymond taorian’ireny tranga teny amin’ny FIGN, ny alakamisy 20 mey ireny. Nisy manamboninahitra roa voarohirohy tamin’ity raharaha ity ihany koa voantso teny amin’ny sampana fikarohana ny heloka bevava ho an’ny zandary teny Fiadanana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny