- Alarobia 09 Jona 2010
Actualités.Raharaha FIGN Ireo pasitera sy ny tompon’ireo 4X4 indray no tena tadiavina
Tsy nijanona hatreo amin’ny fampidirana am-ponja ny Kolonely Raymond Andrianjafy sy ny tariny akory ny raharaha FIGN. Mbola tena mandavaka tanteraka amin’izao fotoana izao ireo zandary etsy Ankadilalana.
Hamaky ny tohiny
