• Alarobia 09 Jona 2010
Actualités.AGOA tapaka Lasa famitahan’ny Karàna ny mpiasan’ny «zone»

Tsy vitsy ny disadisa niseho teo anivon’ny vahiny tompon’ny orinasa afaka haba sy ny Gasy mpiasany, toy ny teny Andraharo izay efa nanomboka nirotaka mihitsy ny mpiasa rehefa nitsoahan’ny mpampiasa azy ireo ny volany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jona 2010
Actualités.Raharaha Kaominin’i Toamasina I Nahazo fiantsoana avy amin’ny zandary avokoa ireo mpiara-miasa amin’ny Ben’ny Tanàna

Nanomboka ny alatsinainy 07 jona teo dia niraradraraka ny fiantsoana tonga hanaovana fanadihadiana eny amin’ny zandary Toamasina mahazo ireo mpiara-miasa akaiky amin’ny Ben’ny tanànan’i Toamasina renivohitra, mikasika ilay nambaran’ny enspekteran’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany fa nahitana fanodinkodinam-bola manodidina ny 400 tapitrisa ariary tao amin’ny Kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jona 2010
Actualités.Kaomandà Roger Luc Tsy sahin’ny manampahefana samborina ?

Tsy mbola voaantso na nalaina am-bavany na namoahana didy fampisamborana hatramin’izao ny kaomandà Roger Luc izay voarohirohy ho nikasi-tanana ka nahafaty ilay manamboninahitra teny Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT