• Alarobia 16 Jona 2010
Actualités.Asa any Liban Fanandevozana fa tsy fivelomana intsony

Tovovavy Malagasy roa indray tato anatin’ny roa volana no maty tany Liban, ary ny iray aza moa araka ny filazan’ny fianakaviany dia tsy mbola tafaverina an-tanindrazana ny vata mangatsiakany hatramin’izao, na dia efa tamin’ny 30 aprily aza izy no nodimandry.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jona 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jona 2010
Actualités.Toamasina Hatramin’ny biraom-panjakana avy no tsy misy saina

«Hambompom-pirenena sy fitiavan-tanindrazana», no lohahevitry ny faha-50 taonan’ny fiverenan’ny fahaleovantena. Anisan’ny manamarika izany ny fananganan-tsaina. Efa tamin’ny 05 jona teo no namoaka didy ny tokony hametrahana ny sainam-pirenena, ny lehiben’ny faritra Atsinanana, Alain Mahavimbina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jona 2010
Actualités.Tsena sy fifanakalozana Miparitaka ny vola sandoka avo lenta

Mandeha be ny resaka amin’izao fotoana fa misy vola sandoka avo lenta maherin’ny 20 miliara efa miparitaka eto amintsika. Avo lenta ilay izy satria tsy tahaka ireo vola sandoka fahita hatrizay fa tena mitovy tanteraka amin’ny vola tena izy izay mivamezivezy etsy sy eroa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jona 2010
Actualités.Raharaha Fréquence Plus Nikatso tanteraka ny famotorana

Taorian’ny tranga teny amin’ny radio Fréquence Plus ny 15 mey dia tsy nisy resaka intsony izany hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
FTT