- Alarobia 16 Jona 2010
Actualités.Tolagnaro Mahery vaika ny delestazy
Hamaky ny tohiny
Nampandohalehan’ny Polisy ireo miaramila teny Tanjombato omaly. Noho ny resaka fanafihana nitranga teny Ifarihy omaly ihany no anton’izao fampandohalehana izao.
Hamaky ny tohinyOmaly tokony ho tamin’ny folo ora maraina no nigadona teo amin’ny lapan’ny Fitsarana ny fiaran’ny fonjan’Antanimora izay nitondra an’i Philémon Raveloarison sy i Tiana Maharavo izay samy mpanao gazetin’ny Radio Fahazavana.
Hamaky ny tohinySamy niezaka ny nandamina ny raharaha Caisse Acoa, ny lehiben’ny faritra Atsinanana, ny Fitsarana Toamasina, ny distrika Toamasina I, ary ny Ben’ny tanànan’i Toamasina renivohitra, nefa hatramin’izao dia tsy hita be ihany ny raharaha fa vao mainka mikorontana sy mifaningotra ka saro-bahana.
Hamaky ny tohinyHerinandro lasa izay dia nanome fankatoavana fanondranana andramena na «bois de rose” ny praiministry ny FAT, Camille Vital, araka ny vaovao nampitain’ny www.mongabay.com.16 tapitrisa dolara eo ho eo no sandan’izany andramena izany.
Hamaky ny tohinyHika faran’ny orinasa Hyundai ny Fiara 4x4, IX35. Misy maodely 2 izy dia ny mandeha amin’ny lasantsy 2L 166cv sy ny diesel 2L 177 cv. Ny lafiny fiarovana no tena heriny.
Hamaky ny tohiny