- Zoma 18 Jona 2010
Actualités.Liban Mpiasa 12 voaroaka tonga teny Ivato
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Noho ny tsindry hazo lena atao amin’ny mpitatitra dia nanapa-kevitra ny hitokona izy ireo. Ny fikambanan’ny mpitatitra vokatra miasa any Ambatondrazaka mihitsy no mitarika ity fitokonana ity.
Hamaky ny tohinyFidiram-bola nahavoasoketa mafy ny FAT tamin’iny taona 2009 iny ny raharaha “bois de rose” na andramena. Nahatratra 25.000m3 izy ireo no ripaka tany amin’ny faritra avaratra sy avaratra atsinanan’ny nosy raha kaontenera 1137 feno azy kosa no niondrana nankany ivelany.
Hamaky ny tohinyNy zoma sy ny sabotsy lasa teo no nadoavana ny tambin-karama ho an’ireo sefo fokontany sy ny mpiara-miasa aminy teto Antananarivo renivohitra. Voalaza fa 40 000 ariary ny an’ny sefo fokontany ary 20 000 ariary kosa ny an’ny lefiny.
Hamaky ny tohinyTsy manana tetibola hiasana hatramin’izao ny vondron’ny fiarahamonim-pirenena izay hikarakara ilay fikaonandoham-pirenena izay tokony hialoavan’ny fihaonambe sy fakan-kevitra isaky ny distrika.
Hamaky ny tohiny