• Alarobia 23 Jona 2010
Actualités.Raharaha 07 febroary Ho hita anio ny fahaleovantenan’ny Fitsarana

Adihevitra be hatrany ary koa ady an-taratasy nandritry ny fotoana ela ny momba ny raharaha 07 febroary. Farany teo dia nolavin’ny «Chambre d’accusation» ny fangatahan’ny mpiaro ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny amin’ny tsy handraisan’ny fitsarana misahana ny ady heloka bevava tsotra (Cour Criminelle Ordinaire) ny raharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jona 2010
Actualités.PDS Rakotovao Mariot Asa telo no tena mahamaika azy amin’izao fotoana izao

Taorian’ny fanjavonan’ny PDS ny faran’ny herinandro teo, fa lasa nanara-dia ny praiministra sy ny ministra tany amin’ny faritra Analanjirofo sy kaominina hafa, dia niseho sehatra nihaona tamin’ny mpiasan’ny kaominina ny Pds Rakotovao Mariot, ka nandritra izany no nilazany ny asa miandry sy ny maika hatao hanatsarana ny kaominin’i Toamasina renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jona 2010
Actualités.“Médiature de la République” Tsy misy tohiny mazàna ny fitarainana

Sampandraharaha manelanelana ny olana eo amin’ny Fanjakana sy ny mpahazo tombontsoa amin’ny asam-panjakana ny «Médiature de la République» izay manana ny biraony ao Isoraka Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jona 2010
Actualités.«Bois de rose» tratra Lasa tampoka any Kaomoro i Camille Vital

Nihazakazaka nankany amin’ny nosy Kaomoro, haka ireo andramena 300 taonina, izay tra-tehaky ny polisin’ny fadin-tseranana kaomorianina ny faran’ny herinandro teo ny praiministra lehiben’ny governemanta Camille Vital.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2010
Actualités.Aretina ongobe na “Drépanocytose” Adinon’ny Ministry ny fahasalamana ireo marary

Nankalazaina tao Toamasina ny 18 sy ny 19 jona teo ny fankalazana nasionaly ny andro maneran-tany ho an’ny aretina ongobe na “drépanocytose”. Nizara roa miavaka tsara ny fankalazana natao.

Hamaky ny tohiny
FTT