- Talata 29 Jona 2010
Actualités.Raharaha FIGN Nahazo LP ny kolonely Ralaibeza sy komandà Ralaiavy
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Diso fanantenana tamin’ny afomanga ny harivan’ny 25 jona ny mponin’Arivonimamo. Tsy araka ny dokambarotra sy ny fampanantenana velively mantsy ny zava-nitranga fa tena hafa mihitsy.
Hamaky ny tohinyDokambarotra tsy nifankahitana no re sy hita teto an-drenivohitra nialoha sy nandritra ny andron’ny 25 jona, nilaza ny momba ny afomanga sy ny jiro laser halefa tetsy Anosy.
Hamaky ny tohinyTsy nahasakana ny mponin’i Toamasina hanamarika araka izay azony atao ny fahatsiarovana ny faha-50 taona nahazoana ny fahaleovantena ny orana izay somary nahazo vahana ihany ho an’iny tapany Atsinanana iny nandritra ny andron’ny fankalazana ny fetim-pirenena ny andron’ny 26 jona mihitsy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny