• Alarobia 07 Jolay 2010
Actualités.Vidin-tsolika Noteren’ny FAT hampidinina

Nahomby ny ramatahora nataon’ny FAT tamin’ny alalan’ny ministry ny harena ankibon’ny tany Mamy Ratovomalala tamin’ireo orinasa mpaninjara solika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2010
Actualités.Ambohimanarina Lasa faritra mena tanteraka

Fifampitifirana iray hafa indray no nitranga tetsy Ambohimanarina ny alin’ny alahady teo. Nanomboka tamin’ny sivy alina teo izany ary tsy nijanona raha tsy tamin’ny iraika ambin’ny folo sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2010
Actualités.Raharaha Caisse d’Epargne Mahajanga Misy mpitondra ambony voatonontonona

Miteraka resabe ao an-drenivohitr’i Boeny ny fahambangam-bola mihoapampana amin’ny kaontin’ireo mpikambana nanana tahirim-bola betsaka tao amin’ny Caisse d’Epargne ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2010
Actualités.Adin’ny FAT sy ny mpampianatra Tsy raikitra ny fanadinana teny Vontovorona

Tsy raikitra ny fanadinana ao amn’ny taona voalohany sy faharoa izay tokony ho nanomboka omaly. Ny antony dia nitokona ireo mpampianatra teny an-toerana izay nilaza fa tsy mbola nahazo ny ampahan’ny tambin-karamany tamin’ny taona 2008-2009.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2010
Actualités.Mgr Ranarivelo Samoela “Aleo ny polisy hanao ny asany !”

Nitondra fanazavana manoloana ny resabe mandeha momba ny fahamaizan’ny fiangonana Santa Stefana Anatihazo ny filohan’ny Eglizy Episkopaly Malagasy, ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2010
Actualités.Famatsiam-bolan’ny FDL Nanodinkodim-bola ny Kaominina sasany

Kaominina miisa 839 amin’ny 1549 no nahazo ny famatsiam-bola mitentina 9 tapitrisa avy amin’ny FDL na ny Tahiry Fampandrosoana Ifotony hatramin’izao. Kaominina ambanivohitra sokajy faharoa avokoa ny 94% amin’ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT