• Alatsinainy 12 Jolay 2010
Actualités.«Madagascar Développement Plus» Fikambanana hanamafy orina ny toeran’i Frantsa

Manararaotra ny krizy ara-politika eto Madagasikara ny Frantsay mba hanamafisany ny toerany eto Madagasikara izay efa nihoaran’ny firenen-dehibe hafa nandritra ny fitondrana Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2010
Actualités.Dinika nasionaly Nametraka fepetra ny Ankolafy Madagasikara

Raha tena ilaina ny fandraisan’ny ankolafy Ravalomanana sy ny ankolafy 3 anjara amin’ny dinika nasionaly tadiavin’ny FAT hatao dia milaza fa vonona handray anjara amin’izany izy ireo raha toa ka feno ireo fepetra maromaro takiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2010
Actualités.Fiaraha-mientan’ny Mpiasam-panjakana Handray fanapahan-kevitra anio

Notsinontsinoavin’ny FAT ny fampitandremana herinandro nataon’ireo mpiasam-panjakana mivondrona ao amin’ny Fiara-hamientan’ny mpiasam-panjakana ahitana sendika sy fikambanana miisa 13 izay mitaky ny «grille d’indiciaire consolidé» na mari-karama mitovy, mifanaraka amin’ny mari-pahaizana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2010
Actualités.CENI Manohy ny asany na dia tsy maharesy lahatra ny maro aza

Hanomboka hitety ireo distrika rehetra manerana ny nosy amin’ity herinandro ity ireo mpikambana ao amin’ny CENI mba ho fanitarana ny asan’izy ireo sy ho fampahafantarana ny lalàna mifehy ny fifidianana any amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT