Actualités

Zotra Tanŕ - Parisy Nampidinina ny mpandeha hitoeran’ny Ministra FAT


  • Alatsinainy 25 Oktobra 2010


Nalahelo mafy ireo mpandeha miisa fito tokony handray ny fiaramanidina an’ny kaompania Air Madagascar hihazo an’i Parisy Frantsa omaly noho ny sotasota natao taminy. Nampidinina tsy navela hiondrana tao anaty fiaramanidina, na dia efa nahazo ny «carte d’embarquement» aza satria nandray io zotram-piaramanidina io koa ny ministra iray ao amin’ny governemanata FAT, niaraka tamin’ny ankohonany sy ireo mpanara-dia azy, ka ny ireo mpandeha tsotra no nailika tsy nahazo nandeha fa nomena ny «lehibe» ny toerana. F’angaha tsy mitovy ny saran-dalana naloa no atao toy izany ny mpandeha tsotra ? 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT