Actualités
- Talata 13 Jolay 2010
Actualités.Fetim-pirenena Frantsay Nandà ny fanasana ny firehana Zafy Albert
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Rahampitso 14 jolay, mandritra ny fanamarihana ny fetim-pirenena frantsay dia filoham-panjakana afrikanina maromaro, ireo izay feno 50 taona ny fahaleovantenany, no voaasa hanatrika sy handray anjara amin’izany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Taorian’Antananarivo, Mahajanga, Antsirabe, Toamasina dia ny mponin’i Toliara indray izao no velon-taraina amin’ny fivangongoan’ny fako ao an-tanàna. Efa tena tsy azo iainana mihitsy ny toerana maro ao Toliara an-tampon-tanàna ao noho ny loto sy ny fofona, araka ny filazan’ny mponina any an-toerana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny