• Alarobia 14 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jolay 2010
Actualités.Jirama Mahajanga Misy fomba fiasa maloto

Tsikombakomba mihitsy aza no ilazan’ny mpanjifa ny fisehon’ny fomba fiasa maloto ataon’ny mpiasa sasantsasany ao amin’ny Jirama Mahajanga ao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jolay 2010
Actualités.Hitarina ny «route des hydrocarbures» Hisy indray ny trano harodana

Hasiana fanitarana ka ho lasa 22 m ny sakany ary hahazaka fiara 4 miara-milahatra ny lalana “route des hydrocarbures” manomboka eny amin’ny sampanana Antanimena ka hatrany amin’ny toby fitsarana fiara Alarobia.

Hamaky ny tohiny
FTT