- Alakamisy 22 Jolay 2010
Actualités.Ambasadaoro alemaina Hiasa any Cambodge indray i Wolfgang Moser
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Fanadinam-panjakana faharoa ny Bepc izay manomboka ny alatsinainy 26 jolay izao ary haharitra efatra andro. Nitombo 3,40% ny isan’ny mpiadina tamin’ity taona ity raha oharina tamin’ny 2009 izay lasa 205.299 ka avy eto an-drenivohitra ny 79.814.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy vita hatreto akory ny momba ny raharaha Mamod Taky na dia efa any ivelany aza ny tenany no miandry ny fitsarana azy.
Hamaky ny tohinyNanomboka ny volana janoary 2010 hatramin’izao volana jolay izao, dia nahazo vahana tao Toamasina ny hala-jaza sy ny “kidnapping”. Mazàna dia zanaka Karana mba hitakiana volabe no lasibatra. Hafa noho izany kosa ity tranga iray nihatra tamin’i T.F monina ao Andranomadio ity ny fiandohan’ny volana jolay teo, ary nokarohina taorian’ny fitarainana teo anivon’ny polisy tao Toamasina.
Hamaky ny tohiny