- Alakamisy 29 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Mampalahelo ny mponina ao amin’ity fokontany ity ny zava-mitranga amin’ny ataon’ny CUA ao amin’izao fotoana izao. Raha nanamboatra ny lalana simba amin’iny tohatohabato miakatra amin’iny faritra Ambodifilao–Ambondrona iny mantsy ny C.U.A. dia ny fanampenana ny “dalles” rehetra fanarian’ny mponina rano maloto no nataony.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Miteraka fahasorenana sy hatezerana ao amin’ireo mpiasa hiharan’ny antsojay ny fihetsiky ny PDS sy ny fomba entiny miteny ireo mpiasa raha mba misy ny fihaonana aminy. Latsa sy teny maharary lava no azon’ireo mpiasa, araka ny fitarainan’ireto farany.
Hamaky ny tohinyNitafa tamin’ny mpanao gazety ny fiadidiana ny tanànan’Antsirabe ny tolakandron’ny talata 27 jolay 2010 teo mahakasika ireo resabe niseho an-gazety nisesisesy tato ho ato izay.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny