- Zoma 30 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny talata 27 jolay teo no nanomboka ny fitsarana ny taratasim-panadinan’ireo niatrika ny BEPC. Hanafainganana ny famoahana ny valim-panadinana dia tsaraina avy hatrany ny taranja efa vita. Miray hevitra avokoa ireo mpitsara etsy amin’ny LMA nanontanian’ny gazety Tia Tanindrazana fa ratsy dia ratsy ny naotin’ireo mpianatra tamin’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Fampirantiana no hiafaran’ilay fivarotana ny “Force One II”, fiaramadinina fitondrana ny filoham-pirenena. Herintaona sy tapany nanaovana dokambarotra ny FAT fa tsy mety lafo ilay izy, ny “client” no miovaova isan’andro tonga mijery azy eny Ivato eny.
Hamaky ny tohinyOmaly tolakandro no niakatra fitsarana ady madio ny fitsarana ambaratonga voalohany tao Toamasina, ny raharaha tany ao Vohitrambato izay mampifanolana ny mponina sy ny Dynatec, izay lasa tetikasa Ambatovy ankehitriny.
Hamaky ny tohiny