- Talata 03 Aogositra 2010
Actualités.Olan’ny oniveriste Handray fanapahan-kevitra hentitra ny mpianatra
Manoloana ireo olana sesilany eny amin’ny tontolon’ny anjerimanontolo dia nivoaka tamin’ny fahanginany ireo mpianatra mivondrona ao amin’ny fikambanana ara-pedagojika. Nisy ny fanambarana navoakan’ireo filohan’ny fikambanana avy amin’ny sekoly, fakiolte ary departemanta rehetra eny Ambohitsaina izay mitaky ny hisian’ny fahatoniana sy filaminan-tsaina ary ny fitohizan’ny fampianarana faran’izay haingana.
Hamaky ny tohiny