- Alatsinainy 09 Aogositra 2010
Actualités.«Bois de rose» tratra tao Mangarano II Miaro tena mafy ny Talen’ny ala sy ny tontolo iainana
Lasa resabe ao Toamasina ny amin’ireo “bois de rose” tao anatina kaontenera tratra tao Mangarano II ny herinandro lasa teo. Samy miaro tena fatratra ireo olona rehetra mifaningotra ao anatiny. “Bois de rose” efa nogiazana izy ity, izao nivadika ho lasa tantara ratsy izao.
Hamaky ny tohiny
