Actualités
- Alarobia 11 Aogositra 2010
Actualités.Capsat Nahitana fatina miaramila iray
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny alin’ny zoma 06 aogositra no niaingain’ity vatosoa sarobidy ity teto Madagasikara. Ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato no nandalovany. Nandalovana ara-bakiteny tokoa satria sady tsy nandalo “scanner” no tsy nosavaina ny entana nisy azy fa dia lasa tsy niteniteny.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Anisan’ny zavatra mahagaga nefa koa tsy mahagaga miseho amin’ity fitondrana FAT ity ny tsy fanarahana ny teny lazaina. Singanina amin’ireny ny momba an’i Camille Vital izay mamerina ombieny ombieny ny tokony hampiharana ny lalàna.
Hamaky ny tohiny