- Sabotsy 14 Aogositra 2010
Actualités.Antsiranana Mitotongana ny fihariana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Misafotofoto be ny raharaha Mana sy TOP Toamasina, orinasa ao anatin’ny vondrona Tiko. Taorian’ny fanakanana in-telo miantoana nataon’ny ministry ny FAT, Razanamahasoa Christine ny hanatanterahana ny didim-pitsarana mamela malalaka ny tompony miditra sy ny mitantana ny orinasa dia nisy ordonnance nipoitra tampotampoka avy any.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Manomboka mampiaka-peo ireo fianakavian’ny mpiasa any Liban noho ny fahatsapana fa kobaka am-bava sy volana an-tenda ilay fampanantenan’ny FAT izay nilaza fa handefa fiaramanidina manokana hamerenana ireo olona ireo aty an-tanindrazany.
Hamaky ny tohinyRaha tonitony ny trafikana “bois de rose” noho ny fanakianana iraisam-pirenena sy ny namoahan’ny UNESCO fepetra mandrara ny firenena mpikambana ao aminy tsy handraisana ny hazo sarobidy avy aty Madagasikara, dia mirongatra indray izao ny famoahana kaonteneran’olona ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ao.
Hamaky ny tohiny