• Alarobia 18 Aogositra 2010
Actualités.Fotodrafitrasa Manana «pont aérien» koa i Toamasina ankehitriny

Noraisina vonjimaika ny Alatsinainy maraina teo ny fahavitan’ireo asa fanamboarana ilay «pont aérien», tetezana ambony lalamby sy ny lalana mamakivaky ary ny fefin’ny lalamby eny Dépot Analakininina ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Aogositra 2010
Actualités.Hopitalin’ny Reny sy Zaza Tsaralalana Andoavam-bola hatramin’ny kabone

Velon-taraina noho ny fiovan-javatra misy eo anivon’ny hopitalin’ny reny sy ny zaza etsy Tsaralalana ireo ray aman-dreny manan-janaka tsaboina ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Aogositra 2010
Actualités.Service SPEED Tolotra vaovao manamora fiainana

Fomba fiantsenana hafa kely ny tolotra Speed na «Service Speed» ary anisan’ny manamora fiainana sy manena ny fandaniana amin’ny fiantsenana. Ahafahan’ny mpanjifa rehetra tsy ankanavaka mividy entana amin’ny vidiny mora izany ary tsy mila mandehandeha sy mivoaka ny trano intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Aogositra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2010
Actualités.Voarohirohy ho nanodinkodim-bola Any am-ponja ny Chef Cisco Vatomandry

Fanadiovana sa valifaty eo amin’ny samy mpiasan’ny fampianarana ao Vatomadry ? Miandry fitsarana ao amin’ny fonjan’i Vatomandry nanomboka ny zoma 13 aogositra teo ny lehiben’ny Cisco any an-toerana noho ny raharaha fanodinkodinam-bola nanenjehan’ny Bianco azy teo anivon’ny “Chaîne Pénale” any an-toerana ihany.

Hamaky ny tohiny
FTT