- Alakamisy 19 Aogositra 2010
Actualités.Maorisy Malagasy iray saika maty nitelina «héroïne»
Iray volana mahery izay no niteleman’ity teratany Malagasy ity fonosana héroïne manodidina ny 350 grama. Mba hahafahany nitondra ity rongony ity any an-toerana dia noheveriny fa tetika tsara ny hitelemana izany.
Hamaky ny tohiny