• Alatsinainy 13 Desambra 2010
Actualités.Vondrona Kristiana Niala tamin’ny fahanginany

Ao ny andro ahanginana ary ao ny andro itenenana. Niala tamin’ny fahanginany ny Vondrona Kristiana ary naneho hevitra mikasika ny fandehan’ny raharaham-pirenena ary nanaitra ny sain’ny mpanao politika sy ireo raiamandrenim-piangonana ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.Fampidirina miaramila am-ponja Lasa resabe ny «Assise militaire»

Taorian’ny tranga tamin’ny 2009 dia nanatontosa fihaonambe ny miaramila rehetra teto Madagasikara, indrindra ireo manamboninahitra. Ady hevitra be ny tao anatin’izany ary saika nisy totohondry mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.Mpikambana CT sy Lehiben’ny Faritra Boeny Mifandramatra amin’ny resaka hazo sarobidy

Vaky ny ady eo amin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Rasoloniaina Jean Christophe Noël, sy i Léon Rasalama, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita ary depiote TIM teo aloha voafidy tao Mahajanga II.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.Fetibe amin’ny sabotsy Vola amina miliara atao fafikatrana

Artista vahiny iray fotsiny no karamaina amina miliara. Manginy fotsiny ireo fandaniam-bola hafa toy ny fanafarana afomanga, ny karaman’ireo mpanentana sy artista gasy miisa 30, raha tsy hilaza afa tsy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.Bois de rose any Mahajanga : Mikoropaka ny ministry ny tontolo iainana

Rehefa niteraka resabe ny fisian’ny fanondranana an-tsokosoko bois de rose na andramena ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina dia nifindra any Mahajanga indray ireo mpangoron-karena amin’ny halatra ity harem-pirenena ity.

Hamaky ny tohiny
FTT