• Alatsinainy 13 Desambra 2010
Actualités.11 Desambra Niampy andro iray indray ny andro tsy fiasana

Araka ny didim-panjakana laharana 2010/910, dia andro tsy fiasana manomboka izao nefa andraisan-karama ny andron’ny 11 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2010
Actualités.Ambatondrazaka Miandry ny filoha Ravalomanana hanavotra an’i Madagasikara

Nalai-nisaraka ny mpikambana Tiako I Madagasikara sy ny Ankolafy Ravalomanana omaly nahatsiaro ka niara-nankalaza ny tsingerin-taona faha-61 nahaterahan’ny filoha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2010
Actualités.Maintirano Mpandraharaha manampatra fahefana

Mpandraharaha ratsy fiaraha-monina tany Analanjirofo tany no mitady hanampatra fahefahana any Melaky indray ankehitriny. Mitondra mpitandro ny filaminana mihitsy izy hanehoany izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2010
Actualités.Mpiasan’ny CUA 20 volana any am-ponja tsy mitsara

Efa-mianaka izy ireo ary misy mpianaka. 54 sy 52 ny zokiny indrindra, ny iray manan-janaka efatra ny iray enina. Nolazaina ho irony “gros bras” irony izy ireo. Toy ny isa-maraina dia tonga mamonjy fananganan-tsaina ary mandray ny toromarika momba ny asa izy ireo, izay manao itony asa fandaminana ny mpivarotra itony.

Hamaky ny tohiny
FTT