• Alakamisy 02 Septambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2010
Actualités.Botozaza Pierrot Norobain’ny jiolahy ny tranony

Lonilony politika sa asan-jiolahy tsotra izao ? Izay izao no fanontaniana mipetraka amin’ny besinimaro mikasika ny nahavaky ary nahaverezana ny entana rehetra tao amin’ny tranon’i Botozaza Pierrot. Ny alin’ny alatsinainy hifoha omaly talata no nitrangan’izy ity tao Mangarano II Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2010
Actualités.Mpivarotra ao Bazaribe Hafindra eny amin’ny «Place de la Colonne» ?

Taorian’ny famaizan’ny Bazaribe herinandro lasa izay, ka nahamay ny tsenakelin’ireo mpivarotra niisa 71, dia fantatra izao fa misy ny fivoriana matetika niarahan’ny mpivarotra may tsena sy ireo fikambanan’ny mpivarotra ary ny filohan’ny delegasiona manokan’ny Kaominina ambonivohitr’i Toamasina, mikasika ny tsy maintsy hanalana ireo mpivarotra rehetra ao anatin’ny trano mitafo sy ireo mpivarotra ivelany ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2010
Actualités.Nivoaka ny tsiambaratelo Avy ao amin’ny Port ireo basy miparitaka

Ny kaomisera Andrianirina Herimalala, komandin’ny FIP Antananarivo sy Officier principal de police Rafaliharivo Jules komandin’ny FIP Toamasina, no mitarika ny “opération” miainga ankehitriny ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2010
Actualités.Ritra ny volam-panjakana 3 % sisa no tetibola ihodinan’ny ministera sasany

Ministera maro ankehitriny no milalao tanana ny tomponandraikitra ao aminy fa tsy misy ny vola. Araka ny fantatra mantsy dia nahena ny tetibolan’ny ministera rehetra.

Hamaky ny tohiny
FTT