• Alarobia 29 Desambra 2010
Actualités.Mpikambana ao amin’ny “Task Force” Tsy nandray tambin-karama efa ho 8 volana

Mitaraina ankehitriny ny vadin’ireo miaramila sy zandary tao amin’ilay Task Force natsangan’ny FAT mba hanenjika sy hisambotra ireo olona minia manapaka ny “bois de rose” tany amin’iny faritra avaratra atsinanan’ny nosy iny, satria raha araka ny nambaran’izy ireo dia tamin’ny volana aprily tamin’ity taona ity no nahazo tambin-karama farany ireto mpikambana tao amin’ny Task Force ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2010
Actualités.Grand Sud Est Ho Faritany faha-7

Io indray no resaka mandeha amin’izao fotoana izao raha toa ka ny fangatahana ny mba hanaovana an’i Vatovavy (Ifanadiana, Ikongo, Mananjary, Nosy Varika) ho Faritra faha-23 mahaleotena eto Madagasikara no notakian’ny zanak’iny faritra iny teo aloha teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2010
Actualités.Kaominina Antsirabe Misy mamatsy vola ireo mpiasa mitokona

Mbola mitohy ny fitokonana ataon’ny mpiasan’ny Kaominina Antsirabe hatramin’izao na dia efa eo am-pikarohana vahaolana hatrany aza ny mpitondra ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2010
Actualités.Fikomiana teny amin’ny RAS Herintaona aty aoriana, marisarisa ny foloalindahy

Herintaona katroka amin’ity 28 desambra 2010 ity raha ny daty saingy omaly alatsinainy raha ny andro no nisiana fanambarana nataon’ny adjidà-sefo, Ratsimihafindramanana Daniel, niainga teny amin’ny tobin’ny Rezimantan’ny Andry sy Tohana na RAS eny Betongolo.

Hamaky ny tohiny
FTT