• Alatsinainy 13 Septambra 2010
Actualités.Fitrandrahana vy ao Soalala Betsaka ny resaka tsy mazava

Mihazakazaka mitety faritra i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny tetezamita (FAT), ary mampanantena asa fanorenana fotodrafitrasa goavana samihafa any amin’izay tany alehany, mba hanakontakonana ireo zavatra tsy mazava amin’ny fitantanana ity firenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2010
Actualités.Radio Mahafaly Antsirabe Tratry ny antsojay sahady !

Nampametra-panotaniana ny maro ny fanakatonana ny Radio Mahafaly Antsirabe 106.6 FM tampotampoka satria dia ny alakamisy 08 septambra, tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany hariva no nanaovan’ny fitondrana FAT izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2010
Actualités.Fikambanana “FITIA” Tsy mazava ny loharanom-bolany

Na dia maro aza no variana tanteraka amin’ny lafim-baovao politika dia tsy vitsy ihany koa ireo olona mandinika ny tranga hafa miseho ao anatin’ny fiainam-pirenena. Anisan’ireo manomboka manintona ny sain’ny mpanara-baovao tato ho ato ny mikasika ny fikambanana FITIA, izay tarihan-dramatoa Mialy Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2010
Actualités.Fampandrian-tany Mpiasan’ny «Justice et paix» efatra any am-ponja

Nahitam-pahombiazana ny fampandrian-tany natao tany amin’ny faritra atsimo nanomboka ny 20 aogositra 2010 ka hatramin’ny 08 septambra 2010 teo amin’ny faritra ifanilan’ny kaompanian’ny zandarimariam-pirenena Betroka, Ampanihy andrefana, Toliary, Ankazoabo sud, Sakaraha ary Ihosy izay notarihin’ny Lietnà kolonely Reribaky Jeannot, komandin’ny vondron-tobim-pileovana Ihorombe sy ny kaomandà Ranaivoarison Théodule, Komandin’ny vondron-tobim-paritry (Kaompania) ny zandarimariam-pirenena Ihosy.

Hamaky ny tohiny
FTT